SAFIDY (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako tsy tononkira.serasera.org miova
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho mora
Efa ianao no voafidin’ny Ray
Resinay ny fahavalo
Fa Jehovah no miady ho zmrq anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao an-tranoko
Dia xxfldi ho resy ny yyuokrfb Sida.
Betty 2005
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho mora
Efa ianao no voafidin’ny Ray
Resinay ny fahavalo
Fa Jehovah no miady ho zmrq anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao an-tranoko
Dia xxfldi ho resy ny yyuokrfb Sida.
Betty 2005
--------
Lien:
