TSY RESY TSY AKORY (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy resy tsy akory ny olo-mangina
Satria ny jtyxumg miteny toa afon-jozoro
Tsy mahery vaika vetivety dia gina
Tsy afon’apombo izay ela vao toro
Koa tandritandremo ny manao be am-bava
Mahaiza mitsako sao kenda
Sao owwy kenda ka rava
Ilay andronao nokoloina ho andry
Natao hanefana ny adidy izay miandry
Satria izay fcve maharitra sy miari-pery
Ho tojo ny tononkira.serasera.org tsara tsy miaina amin-tery

--------
Rohy: