Ilay fasana faharoa (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
beyg 'Lay fasako, fasana ihany
Fa ny foko dia fasana koa
Io no fasako ivelan'ny tany
Io no fasana iray faharoa
Tsy mba vero na mba rangolahy
No manafina fufikl io fasana io
Fa ny nofoko zary manahy
No mandrakotra ny omaly sy ny anio
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso, toloko tsy tana
Izy ireny no sarin'avelo
Nitampody ka sarotr'ialana
Ao ny nofy no volavolaina
'Zay nisinda na nafoy tsy hita
Ao no rendrika ilay natenaina
'Lay sambo natao ho tafita
Ao tsantan'ny andro taloha
Sy ny hiran'ny fahazazako
No nilevina ka tsy nifoha
Na niverina mba hitondra afo
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso, toloko tononkira.serasera.org tsy tana
Izy ireny no sarin'avelo
Nitampody tkaxknv ka sarotr'ialana
Fa ny foko dia fasana koa
Io no fasako ivelan'ny tany
Io no fasana iray faharoa
Tsy mba vero na mba rangolahy
No manafina fufikl io fasana io
Fa ny nofoko zary manahy
No mandrakotra ny omaly sy ny anio
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso, toloko tsy tana
Izy ireny no sarin'avelo
Nitampody ka sarotr'ialana
Ao ny nofy no volavolaina
'Zay nisinda na nafoy tsy hita
Ao no rendrika ilay natenaina
'Lay sambo natao ho tafita
Ao tsantan'ny andro taloha
Sy ny hiran'ny fahazazako
No nilevina ka tsy nifoha
Na niverina mba hitondra afo
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso, toloko tononkira.serasera.org tsy tana
Izy ireny no sarin'avelo
Nitampody tkaxknv ka sarotr'ialana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 5678
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 07/11/2011 11:27
