Ilay fasana faharoa (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay fasako, fasana ihany
Fa ny foko dia fasana koa
Io no fasako ivelan'ny tany
Io no fasana iray faharoa

Tsy mba vero na mba rangolahy
No manafina io fasana io
Fa ny nofoko zary manahy
No mandrakotra ny omaly sy ny hmjfo anio

Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso, toloko tsy tana
Izy ireny no sarin'avelo
Nitampody gezzclkf ka sarotr'ialana

Ao ny nofy no volavolaina
'Zay nisinda na nafoy tsy hita
Ao no rendrika ilay natenaina
'Lay sambo natao ho tafita

Ao tsantan'ny andro taloha
Sy ny hiran'ny fahazazako
No nilevina ka tsy nifoha
Na tononkira.serasera.org niverina mba hitondra afo

Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso, toloko tsy tana
Izy ireny no sarin'avelo
Nitampody ka wqhosmdh sarotr'ialana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 5812
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 07/11/2011 11:27
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115