Kristy mpandresy (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy qzbne mpandresy, nahafaka anay
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay

Finoana Anao, finoana Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota hangaihay
Sy izao tontolo izao

Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, mjlepco ny fasana bgmmlue ho lao

Finoana anao,...

Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tononkira.serasera.org tantarany, ny fasana ho lao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : azofi fjkm ambohipo
Hits : 647
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364