Fiainana Mandrakizay (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana Mandrakizay
1/Ny fitandremana ny didy, ny fahafoizina ny rehetra
Dia tena qrhvbi toetra xnrcvbls sarobidy, baiko tononkira.serasera.org ary koa fepetra
Ny fanaovana ny marina, pmumwceh ny fandrenesana ny Teny
Dia tanjona izay ho tratrarina
Fanalahidy ho anao ireny
Réf: Hahazoana ilay zava-tsoa dia fiainana mandrakizay
Tsy iza io fa Jesoa Ilay teny fikasan'ny Ray
2/Ny finoana an'i Jesoa, ny fankahalàna koa ny aina
Dia antoka tsy mety ho lò)×2
3/Hanavao isa-maraina
Ny fihinanana ny nofony, ny fisotroana koa ny ràny
Dia hampitombo ny solofony, hampamololona ny tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 538
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mikajy8
Daty : 12/05/2024 21:26