Ny Zanako (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy Jehovah“Fa ny zanako sy ny asan-tanako
De aoka ho adidiko ihany
Raha Izaho no momba azy
Tsy mba misy hahatohitra
Toy ny fanomban’ny reniakoho
Ny zanany ao ambany elany
Ny Fitiavako anareo
Tena sambatra ny manana Ahy ho Andriamaniny
Mijery ny ambany toetra Aho
Mitsinjo izay matahotra Ahy
Manafaka ny fanahiany
Amin’ny fahafatesana
Tsy mba foiko ny ondriko
Akaikeziko isan’andro
Mba hahatsiaro ny Anarako
Satria fantatro ny nofidiko
Sady fantany Aho
(Koa mba inona?
Koa mba inona no havalinao
No havalinao e
Zany ry olom-boafidy) x 2
Zany ry olom-boafidy x 2
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 517
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 09:41