Ho Anao (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aiko sy ny saiko ho Anao
Vonona aho hitory ny asanao
Ka na inon-sedra hanjo
N'iza n'iza hikendry hahavoa
Vonona aho hampiely ny Anaranao
Toetra izay mamery tsy ho wnbuu toa
Ditraditra ireny hafoy avokoa
Vonona aho haneho Anao
Amim-pihetsika atao
Ho hita taratra fa soa ny anilanao
Mino aho Jesoa fa hihazona ahy hatrany bcpakfsb Ianao
Hahery hampiely ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia
Faly aho Jesoa navotanao
Niala tamin-dratsy tononkira.serasera.org nampitalaho
Nodiovinao ho soa
Voataona mba hamoa xbwo
Ka hamafy hilaza ny hatsaranao
(Mino aho Jesoa fa hihazona ahy hatrany Ianao
Hahery hampiely ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia)x2
Ouh....
A/C: Andriamiadamahatratra Antra
Vonona aho hitory ny asanao
Ka na inon-sedra hanjo
N'iza n'iza hikendry hahavoa
Vonona aho hampiely ny Anaranao
Toetra izay mamery tsy ho wnbuu toa
Ditraditra ireny hafoy avokoa
Vonona aho haneho Anao
Amim-pihetsika atao
Ho hita taratra fa soa ny anilanao
Mino aho Jesoa fa hihazona ahy hatrany bcpakfsb Ianao
Hahery hampiely ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia
Faly aho Jesoa navotanao
Niala tamin-dratsy tononkira.serasera.org nampitalaho
Nodiovinao ho soa
Voataona mba hamoa xbwo
Ka hamafy hilaza ny hatsaranao
(Mino aho Jesoa fa hihazona ahy hatrany Ianao
Hahery hampiely ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia)x2
Ouh....
A/C: Andriamiadamahatratra Antra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 826
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 18/11/2022 13:47
