Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho Anao (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aiko sy ny saiko ho Anao
Vonona aho hitory ny asanao
Ka na inon-sedra hanjo
N'iza n'iza hikendry hahavoa
Vonona aho hampiely ny Anaranao
Toetra izay mamery tsy ho toa
Ditraditra ireny hafoy avokoa
Vonona aho haneho Anao
Amim-pihetsika atao
Ho hita taratra fa soa ny anilanao
Mino aho Jesoa fa frlan hihazona ahy tononkira.serasera.org hatrany Ianao
Hahery hampiely eoisq ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia
Faly aho Jesoa navotanao
Niala tamin-dratsy nampitalaho
Nodiovinao ho soa
Voataona mba hamoa
Ka hamafy tjbkwwd hilaza ny hatsaranao
(Mino aho Jesoa fa hihazona ahy hatrany Ianao
Hahery hampiely ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia)x2
Ouh....
A/C: Andriamiadamahatratra Antra
Vonona aho hitory ny asanao
Ka na inon-sedra hanjo
N'iza n'iza hikendry hahavoa
Vonona aho hampiely ny Anaranao
Toetra izay mamery tsy ho toa
Ditraditra ireny hafoy avokoa
Vonona aho haneho Anao
Amim-pihetsika atao
Ho hita taratra fa soa ny anilanao
Mino aho Jesoa fa frlan hihazona ahy tononkira.serasera.org hatrany Ianao
Hahery hampiely eoisq ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia
Faly aho Jesoa navotanao
Niala tamin-dratsy nampitalaho
Nodiovinao ho soa
Voataona mba hamoa
Ka hamafy tjbkwwd hilaza ny hatsaranao
(Mino aho Jesoa fa hihazona ahy hatrany Ianao
Hahery hampiely ilay fitia
Izay nozarainao ho anay ety
Hampihiratra ny dia)x2
Ouh....
A/C: Andriamiadamahatratra Antra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 754
Likes : 0 Like
Created by : Tsikinavalona
Date : 18/11/2022 13:47
