Misy Tompo Lehibe (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa rakotra aizana avokoa ny rehetra
Ka maro ireo no mitaraina ary kivy
Ka mitanondrika ny loha satria resy
Tsy mahita izay ho atao
Ranomaso no injao
No hiainana isan'andro lava izao
Iza, Iza no hamonjy re, ity fahoriana ity
Kivy ketraka ny fo, ory tokoa
Misy Tompo Lehibe tononkira.serasera.org tsy mahafoy
Tena tia anao ficqwobm tokoa tsy miova
Izy no Jesosy Tia be indra-fo
Tsy mba mahafoy anao, manatsotra tanana
Hamonjena amin'ny ota izay natao
Ka mba ho afaka tokoa izao
Fahafahan-dehibe no atolotry Ny cgdoawkg jkoz Tompo ho anao
Ka maro ireo no mitaraina ary kivy
Ka mitanondrika ny loha satria resy
Tsy mahita izay ho atao
Ranomaso no injao
No hiainana isan'andro lava izao
Iza, Iza no hamonjy re, ity fahoriana ity
Kivy ketraka ny fo, ory tokoa
Misy Tompo Lehibe tononkira.serasera.org tsy mahafoy
Tena tia anao ficqwobm tokoa tsy miova
Izy no Jesosy Tia be indra-fo
Tsy mba mahafoy anao, manatsotra tanana
Hamonjena amin'ny ota izay natao
Ka mba ho afaka tokoa izao
Fahafahan-dehibe no atolotry Ny cgdoawkg jkoz Tompo ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 20:44
