Misy Tompo Lehibe (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa rakotra aizana avokoa ny rehetra
Ka maro ireo no mitaraina tononkira.serasera.org ary kivy
Ka mitanondrika ny loha satria resy
Tsy mahita izay ho atao
Ranomaso no injao
No hiainana isan'andro lava izao
Iza, Iza no hamonjy re, ity fahoriana ity
Kivy vbxped ketraka ny fo, ory tokoa
Misy Tompo Lehibe tsy mahafoy
Tena tia opkewwur anao tokoa tsy miova
Izy no Jesosy Tia be indra-fo
Tsy mba mahafoy etiqm anao, manatsotra tanana
Hamonjena amin'ny ota izay natao
Ka mba ho afaka tokoa izao
Fahafahan-dehibe no atolotry Ny Tompo ho anao
Ka maro ireo no mitaraina tononkira.serasera.org ary kivy
Ka mitanondrika ny loha satria resy
Tsy mahita izay ho atao
Ranomaso no injao
No hiainana isan'andro lava izao
Iza, Iza no hamonjy re, ity fahoriana ity
Kivy vbxped ketraka ny fo, ory tokoa
Misy Tompo Lehibe tsy mahafoy
Tena tia opkewwur anao tokoa tsy miova
Izy no Jesosy Tia be indra-fo
Tsy mba mahafoy etiqm anao, manatsotra tanana
Hamonjena amin'ny ota izay natao
Ka mba ho afaka tokoa izao
Fahafahan-dehibe no atolotry Ny Tompo ho anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 301
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:44
