Misy Tompo Lehibe (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa rakotra uveyxc aizana avokoa ny rehetra
Ka maro ireo no mitaraina ary kivy
Ka mitanondrika ny loha satria resy
Tsy tononkira.serasera.org mahita izay ho atao
Ranomaso no injao
No hiainana isan'andro lava izao
Iza, Iza no hamonjy re, ity fahoriana ity
Kivy ketraka ny fo, ory tokoa
Misy Tompo bqviggx Lehibe tsy mahafoy
Tena tia anao tokoa tsy tboppgbw miova
Izy no Jesosy Tia be indra-fo
Tsy mba mahafoy anao, manatsotra tanana
Hamonjena amin'ny ota izay natao
Ka mba ho afaka tokoa izao
Fahafahan-dehibe no atolotry Ny Tompo ho anao
Ka maro ireo no mitaraina ary kivy
Ka mitanondrika ny loha satria resy
Tsy tononkira.serasera.org mahita izay ho atao
Ranomaso no injao
No hiainana isan'andro lava izao
Iza, Iza no hamonjy re, ity fahoriana ity
Kivy ketraka ny fo, ory tokoa
Misy Tompo bqviggx Lehibe tsy mahafoy
Tena tia anao tokoa tsy tboppgbw miova
Izy no Jesosy Tia be indra-fo
Tsy mba mahafoy anao, manatsotra tanana
Hamonjena amin'ny ota izay natao
Ka mba ho afaka tokoa izao
Fahafahan-dehibe no atolotry Ny Tompo ho anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 302
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:44
