Hifankatia (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indro atolotro ho anao izao hira izao ry sakaiza tiana
Tsy hifampialona anie no nanirahan'i tononkira.serasera.org Jesosy letlq anao
Sanatria tsy hifanenjika fa cqebehi mba hifanampy kosa satria
Dia izany no didy navelan'Ilay Jesosy
Refrain
Hifankatia, tsy hifanenjika no nanirahan'i Jesosy antsika ety
Hiara-dia, hifanara-tsaina ary sanatria ny hifandao izaho sy ianao
Tsy sitraky Ny Tompo anie raha mbola isika indray
No hifanaratsy ka aoka izay
Ndeha re hiombona ho iray ka hifandray
2- Tena tsy sitraky ny Tompo anie ny ocbfy mifankahala
Tena tsy tiany raha isika zandriny no andeha hiala
Asakasak'ireo izay manaiky ho ataon'i Satana fitaovana
HAnenjehana fa izahay dia tsy mba hihemotra
Refrain ........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 388
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 20:22