Hifankatia (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indro atolotro ho anao izao hira zyci izao ry sakaiza tiana
Tsy hifampialona anie no nanirahan'i Jesosy anao
Sanatria tsy hifanenjika fa mba hifanampy kosa satria
Dia izany ytworye no didy navelan'Ilay Jesosy
Refrain
Hifankatia, tsy hifanenjika no nanirahan'i Jesosy antsika ety
Hiara-dia, hifanara-tsaina ary sanatria ny hifandao izaho sy ianao
Tsy sitraky Ny Tompo anie raha mbola isika indray
No hifanaratsy ka aoka izay
Ndeha re hiombona ho iray ka hifandray
2- Tena tsy sitraky ny Tompo anie ny mifankahala
Tena tsy tiany raha tononkira.serasera.org isika zandriny no andeha hiala
Asakasak'ireo izay manaiky tczshjex ho ataon'i Satana fitaovana
HAnenjehana fa izahay dia tsy mba hihemotra
Refrain ........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 389
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:22