Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hifankatia (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- xpzw Indro atolotro ho anao izao hira izao ry sakaiza tiana
Tsy hifampialona anie no nanirahan'i Jesosy anao
Sanatria tsy hifanenjika fa mba hifanampy kosa satria
Dia izany no didy navelan'Ilay Jesosy
Refrain ewulhpkw
Hifankatia, tsy hifanenjika no nanirahan'i Jesosy antsika ety
Hiara-dia, hifanara-tsaina ary sanatria ny hifandao izaho sy ianao
Tsy sitraky Ny Tompo anie raha mbola isika indray
No hifanaratsy ka aoka izay
Ndeha re hiombona ho iray ka hifandray
2- Tena tsy sitraky ny Tompo pyso anie ny mifankahala
Tena tsy tiany raha isika zandriny no andeha hiala
Asakasak'ireo izay manaiky ho ataon'i Satana fitaovana
HAnenjehana fa izahay dia tsy tononkira.serasera.org mba hihemotra
Refrain ........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 283
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:22