Hamindrao fo (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Jehovah ôh, nandritry ny alina no efa niantsoako xcwwfsea Anao
Miandrandra famindram-po ity zanakao
Fa na tsy takatry ny saiko tononkira.serasera.org aza indraindray
Ianao tsy mihevitra afa-tsy ny hamoiadana ahy
1- Aminao Jehovah ôh, no hanandratako ny Fanahiko
Andriamanitro Ianao ka hitokiako
Na tsy pvthlsr fantatro aza izay rehetra mety ho aviko
Tsy hanana ahiahy aho fa eo Ianao, mitantana ahy tsy handao
Refrain ........
2- Raha tojo olana ianao, very hevitra tokoa
Ilay Ray ambony ao tsy mahafoy anao
Apetrao imltpd Aminy izay rehetra olam-piainanao
Raiso Izy ho Tompo Mpanapana
Amin'ny fiainanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 858
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:50