Andron'ny Noely (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xplc Andro tsara sady tena soa tokoa,
Andron'ny Noely mampientana ny fo
Feon'ny anjely sy ny zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa
Ref:
Ô! Ry mpino aza gpboh adino fetintsika re,
Teraka ao Betlehema ilay mpanjaka antsika e
Fifaliana, hirahira no asandratra
Mifalia, mihobia tsy tononkira.serasera.org hankanavaka
Tonga ny Mesia, ilay mpanavotra
Izy no hamonjy antsika sy xigvso hitantana

--------
Lien: