You are here: home > Tononkira > APF TANGAINA

TAFY HERY (APF TANGAINA)

Oooo Fa tsiky mitondra aina
Hamafy Hery, Taratra koa
Dia aina vao ny maraina
Fa mitondra zava-tsoa

Ny fahafatesana he rava
Ny haizin'ota koa hisava
Dia nosoloina ny mazava lehibe
Jestononkira.serasera.orgosy Tompo manan-kery
Izy manangona ny very
Efa nitsangana lazao, derao

Derao fa lao tsy ao ny gadranao derao
Ny trano lainao hisolo vao derao
Fa kristy Tomponao no manjaka ao derao
Fa lanitra maharitra ho anao

Mpihira : APF TANGAINA
Mpamaky : 40
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nomenasyaina
Tamin'ny : 22/09/2022 18:13:58
ID : 14570

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo