MISAOTRA ANAO RY TOMPO (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana Ianao ry be qtgfii indrafo
Nanome ny hery ho anay sy fanahy koa
Izay jsekyk vitanay hatramin'izao dia avy Aminao
xlhigp satria nanasoa, hampandroso koa, ny fiangonanao
Dia mbola ny tononkira.serasera.org fitahianao
No nahazoanay nanao ny asanao
Eo ambanin'ny fitarihanao sy ny lalanao
Fa izay manao ny asanao
Arahan'izany ankoatra ary
ary ankasitrahanao ry Jesoa hitoetra Anilanao
Izay fantatrao fa hahasoanay
Tanteraho fa tsara avokoa, ekenay ho soa
Ny fitoriana iantsoana anay tsy mba lavinay
Dia ny nanasoa, hampandroso koa ny fiangonanao
A/C Fostant Andriamariajoel
Nampiditra : Niaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 1068
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nomenasyaina
Daty : 17/07/2021 00:01