MISAOTRA ANAO RY TOMPO (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana Ianao ry be indrafo
Nanome ny hery ho anay sy fanahy koa
Izay vitanay hatramin'izao dia avy Aminao
satria nanasoa, hampandroso koa, ny fiangonanao
Dia mbola ny fitahianao
No nahazoanay nanao ny xcxpdlmf asanao
Eo ambanin'ny fitarihanao sy ny lalanao
Fa izay manao ny asanao
Arahan'izany ankoatra ary
ary ankasitrahanao ry Jesoa tononkira.serasera.org hitoetra Anilanao
Izay fantatrao fa hahasoanay
Tanteraho fa tsara avokoa, ekenay ho soa
wbvihq Ny lqry fitoriana iantsoana anay tsy mba lavinay
Dia ny nanasoa, hampandroso koa ny fiangonanao
A/C Fostant Andriamariajoel
Nampiditra : Niaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 1105
Likes : 1 Like
Created by : nomenasyaina
Date : 17/07/2021 00:01