FA HO AVY NY TOMPO (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao ity no toriteny farany ho renesinao
Ka dia mba miova tsy hanenina wtbsmb ianao
Ka sokafy ny fonao raha mandre tononkira.serasera.org izao hira izao
Mibebaha, miambena, Fa ho avy ny Tompo
Ka aza dia mangatak'andro fa tsy fantatrao akory
Ny ora ttifj izay hahatongavan'i Tompo ety
Mivavaha ka aza mitsahatra fa ny fandrika dia be
Mibebaha, miambena, Fa ho avy ny Tompo
Miomana hitsena Azy an-kafaliam-be
Ka midera, Mihira Fa ho avy ny Tompo
Mivavaha ka aza jrtttaje mitsahatra
Ka misaora ny Tompo Mpanjaka
Amin'ny andro firavoravoana
Hitsena (hitsena) tompo mpanjaka
Haka ny (haka ny) olony
Izay mino Azy, ho any am-paradisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 377
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 03/03/2025 10:02