FA HO AVY NY TOMPO (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao ity tononkira.serasera.org no toriteny farany ho renesinao
Ka dia mba miova tsy hanenina trhg ianao
Ka sokafy ny fonao raha mandre izao hira izao
Mibebaha, miambena, Fa ho avy ny Tompo
Ka usvjp pleyw aza dia mangatak'andro fa tsy fantatrao akory
Ny ora izay hahatongavan'i Tompo ety
Mivavaha ka aza mitsahatra fa ny fandrika dia be
Mibebaha, miambena, Fa ho avy ny Tompo
Miomana hitsena Azy an-kafaliam-be
Ka midera, Mihira Fa ho avy ny Tompo
Mivavaha ka aza mitsahatra
Ka misaora ny Tompo Mpanjaka
Amin'ny andro firavoravoana
Hitsena (hitsena) tompo mpanjaka
Haka ny (haka ny) olony
Izay mino Azy, ho any am-paradisa
Ka dia mba miova tsy hanenina trhg ianao
Ka sokafy ny fonao raha mandre izao hira izao
Mibebaha, miambena, Fa ho avy ny Tompo
Ka usvjp pleyw aza dia mangatak'andro fa tsy fantatrao akory
Ny ora izay hahatongavan'i Tompo ety
Mivavaha ka aza mitsahatra fa ny fandrika dia be
Mibebaha, miambena, Fa ho avy ny Tompo
Miomana hitsena Azy an-kafaliam-be
Ka midera, Mihira Fa ho avy ny Tompo
Mivavaha ka aza mitsahatra
Ka misaora ny Tompo Mpanjaka
Amin'ny andro firavoravoana
Hitsena (hitsena) tompo mpanjaka
Haka ny (haka ny) olony
Izay mino Azy, ho any am-paradisa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 362
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 03/03/2025 10:02
