'Ty fiainana ity (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty fiainana ity be siasia
Matetika ny manadino anao
Ka variana dia variana
Mankamamy izao tontolo izao
Rainay ô, toloranao ny tananao
Tompo ô, mamindra vjcrgmit fo aminay (x4)
Ty fiaiana ity tononkira.serasera.org be fakampanahy
Matetika minia mandao anao
Ka sondriana dia sondriana ô !
Tsy manaraka ireo didinao
Raiko ô, todiho anay ny endrikao
Kristy ô, mamindra fo aminay (x4)
Ty fiainana ity feno bcoze hadalana
Matetika no tsy mihaino anao
Fa dia manetsin-tadiny
Tsy mihaino ireo teninao
Rainay ô, ampombay anay yvxv ny herinao
Tompo ô, mamindra fo aminay (x4)
Matetika ny manadino anao
Ka variana dia variana
Mankamamy izao tontolo izao
Rainay ô, toloranao ny tananao
Tompo ô, mamindra vjcrgmit fo aminay (x4)
Ty fiaiana ity tononkira.serasera.org be fakampanahy
Matetika minia mandao anao
Ka sondriana dia sondriana ô !
Tsy manaraka ireo didinao
Raiko ô, todiho anay ny endrikao
Kristy ô, mamindra fo aminay (x4)
Ty fiainana ity feno bcoze hadalana
Matetika no tsy mihaino anao
Fa dia manetsin-tadiny
Tsy mihaino ireo teninao
Rainay ô, ampombay anay yvxv ny herinao
Tompo ô, mamindra fo aminay (x4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 808
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 01/02/2024 08:15
