Nahoana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana aho no hatahotra
Amin’ny andro acirha elpvoe ny fahoriana
Raha manodidina ahy
Ny haratsian’ny mpanenjika

Fiv :
Ireo izay mitoky tononkira.serasera.org amin’ny hareny
Mirehareha himos amin’ny haben’ny ananany
Tsy misy olona mahavotra
Ny rahalahiny akory
Na mahaloa ny avonavony
Amin’Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415