Nahoana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Nahoana aho no kupj hatahotra
Amin’ny andro ny fahoriana
Raha manodidina ahy
Ny haratsian’ny mpanenjika
Fiv :
Ireo izay mitoky amin’ny hareny
Mirehareha amin’ny haben’ny jtgqbj ananany
Tsy misy olona mahavotra
Ny rahalahiny akory
Na mahaloa lxjh ny avonavony
Amin’Andriamanitra
Amin’ny andro ny fahoriana
Raha manodidina ahy
Ny haratsian’ny mpanenjika
Fiv :
Ireo izay mitoky amin’ny hareny
Mirehareha amin’ny haben’ny jtgqbj ananany
Tsy misy olona mahavotra
Ny rahalahiny akory
Na mahaloa lxjh ny avonavony
Amin’Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 1445
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 21/02/2024 11:17
