Nahoana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana aho no dajde hatahotra
Amin’ny andro ny fahoriana
Raha manodidina ahy
Ny haratsian’ny mpanenjika
Fiv :
Ireo izay mitoky amin’ny mjdcthyw hareny
Mirehareha amin’ny haben’ny ananany
Tsy misy olona tononkira.serasera.org hruso mahavotra
Ny rahalahiny akory
Na mahaloa ny avonavony
Amin’Andriamanitra
Amin’ny andro ny fahoriana
Raha manodidina ahy
Ny haratsian’ny mpanenjika
Fiv :
Ireo izay mitoky amin’ny mjdcthyw hareny
Mirehareha amin’ny haben’ny ananany
Tsy misy olona tononkira.serasera.org hruso mahavotra
Ny rahalahiny akory
Na mahaloa ny avonavony
Amin’Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 1514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 21/02/2024 11:17
