Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavana Andriamanitra (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamy voalohany
Nahary ny tany sy ny lanitra
Nosarahiny ny rano sy tononkira.serasera.org ny fasika
F’Izy Andriamanitra niteny hoe misia
Nisy hariva ary nisy koa maraina (x2)
Ref :
Fitiavana umkxnz Andriamanitra
Andriamanitra dia Fitiavana
Zay tia mahafoy ny Ainy e e !
Mitoetra aminy Andriamanitra
Io ilay teny tao amin’Andriamanitra
Ary Izy Andriamanitra no Teny
Io ilay fitiavana nahariany antsika
Izay tsy tia no tsy ao amin’Andriamanitra (x2)
Na dia nihodina aza ny olombelona
Na dia nandika koa ny didy izay nomena
Na tsy nanaraka ny lalànan’Andriamanitra
Na tsy nitia koa toy izay nitiavana uuivdzs azy (x2)
Izy Andriamanitra nanohy mba hahatanteraka
Ny fikasany hamonjy hatramy farany
Fa ‘lay Teny tonga jafpcw Tena ary sahy maty
Nanaporofo ny fitiavany antsika (x2)
Nahary ny tany sy ny lanitra
Nosarahiny ny rano sy tononkira.serasera.org ny fasika
F’Izy Andriamanitra niteny hoe misia
Nisy hariva ary nisy koa maraina (x2)
Ref :
Fitiavana umkxnz Andriamanitra
Andriamanitra dia Fitiavana
Zay tia mahafoy ny Ainy e e !
Mitoetra aminy Andriamanitra
Io ilay teny tao amin’Andriamanitra
Ary Izy Andriamanitra no Teny
Io ilay fitiavana nahariany antsika
Izay tsy tia no tsy ao amin’Andriamanitra (x2)
Na dia nihodina aza ny olombelona
Na dia nandika koa ny didy izay nomena
Na tsy nanaraka ny lalànan’Andriamanitra
Na tsy nitia koa toy izay nitiavana uuivdzs azy (x2)
Izy Andriamanitra nanohy mba hahatanteraka
Ny fikasany hamonjy hatramy farany
Fa ‘lay Teny tonga jafpcw Tena ary sahy maty
Nanaporofo ny fitiavany antsika (x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 993
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 31/01/2024 07:48
