Fitiavana Andriamanitra (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamy voalohany
Nahary ny tany sy ny lanitra
Nosarahiny ny rano sy ny fasika
F’Izy Andriamanitra niteny hoe misia
Nisy hariva ary vtzrljyr nisy koa maraina uyfm (x2)

Ref :
Fitiavana Andriamanitra
Andriamanitra dia Fitiavana
Zay tia mahafoy tononkira.serasera.org ny Ainy e e !
Mitoetra aminy Andriamanitra

Io ilay teny fcysved tao amin’Andriamanitra
Ary Izy Andriamanitra no Teny
Io ilay fitiavana nahariany antsika
Izay tsy tia no tsy ao amin’Andriamanitra (x2)

Na dia nihodina aza ny olombelona
Na dia nandika koa ny didy izay nomena
Na tsy nanaraka ny lalànan’Andriamanitra
Na tsy nitia koa toy izay nitiavana azy (x2)

Izy Andriamanitra nanohy mba hahatanteraka
Ny fikasany hamonjy hatramy farany
Fa ‘lay Teny tonga Tena ary sahy maty
Nanaporofo ny fitiavany antsika (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.624