Andriamanitra Fanilo (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hozkfrpz Andriamanitra ô!
Henoy re ny ventsoventsonay
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no mba namaly ny xtwdhe antsonao
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no efa namonjy ireo namanay
Koa ankehitriny aho ry Tompo,
manaiky ny nsoa ho tononkira.serasera.org irakao
Hitory ny evanjely
amin'izao tontolo izao
Koa mba tsinjovy sy tsilovy
Amin'ny Fanilonao
Henoy re ny ventsoventsonay
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no mba namaly ny xtwdhe antsonao
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no efa namonjy ireo namanay
Koa ankehitriny aho ry Tompo,
manaiky ny nsoa ho tononkira.serasera.org irakao
Hitory ny evanjely
amin'izao tontolo izao
Koa mba tsinjovy sy tsilovy
Amin'ny Fanilonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVisites : 542
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andryangelove
Date : 11/02/2025 13:42
