Resin'ny hazavana ny herin'ny fahafatesana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resin'ny hazavana ny herin'ny fahafatesana
Mifalia e, mifalia
Nitsangan-ko velona tononkira.serasera.org i Jesoa Tompontsika
Mifalia e, mifalia
Aleloya, Aleloya
'Lay maty novonoina
Indro velona indray
Velona mandrakizay
Niaritra ny mafy
Mba hamonjena antsika
Velona mandrakizay
Olona avy qrjwgauf aiza ianareo?
Nitady anan'i Jesoa izahay
Inona no hitanareo?
Fasana foana wxkn no hitanay
Sao diso hevitra ianareo
F'efa nitsangan-ko velona Izy e
© Vetson'i Siona qzbki
Mifalia e, mifalia
Nitsangan-ko velona tononkira.serasera.org i Jesoa Tompontsika
Mifalia e, mifalia
Aleloya, Aleloya
'Lay maty novonoina
Indro velona indray
Velona mandrakizay
Niaritra ny mafy
Mba hamonjena antsika
Velona mandrakizay
Olona avy qrjwgauf aiza ianareo?
Nitady anan'i Jesoa izahay
Inona no hitanareo?
Fasana foana wxkn no hitanay
Sao diso hevitra ianareo
F'efa nitsangan-ko velona Izy e
© Vetson'i Siona qzbki
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1063
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:36
