Reko mibitsika mangina (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Reko vhecnu mibitsika mangina
Ato am-poko Andriamanitra hoe
Zanako ô, aza yakui malain-kihaino ny marina
Fa sao ianao tononkira.serasera.org potraka ka tsisy mpanarina
Fa làlana tohktsuj iray no aoka hizorana
Dia ny làlam-pahamarinana
I. Mitenena Tompo ô
Fa mihaino ny mpanomponao
Ekenay Andriamanitra ô
Izany antsonao izany
II. Vonona aho Tompo ô
Handray 'zay voalazanao
Hamirapiratra,
Ny voninahitrao
III. Raha mifoha maraina aho
Dia mahatsiaro ny anaranao
Voninahitra ho anao
Ry Tompo Andriamanitra ô
© Vetson'i Siona
Ato am-poko Andriamanitra hoe
Zanako ô, aza yakui malain-kihaino ny marina
Fa sao ianao tononkira.serasera.org potraka ka tsisy mpanarina
Fa làlana tohktsuj iray no aoka hizorana
Dia ny làlam-pahamarinana
I. Mitenena Tompo ô
Fa mihaino ny mpanomponao
Ekenay Andriamanitra ô
Izany antsonao izany
II. Vonona aho Tompo ô
Handray 'zay voalazanao
Hamirapiratra,
Ny voninahitrao
III. Raha mifoha maraina aho
Dia mahatsiaro ny anaranao
Voninahitra ho anao
Ry Tompo Andriamanitra ô
© Vetson'i Siona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 13/10/2020 08:01
