Ampidiro aloha ny tenimiafina
Reko mibitsika mangina (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Reko mibitsika mangina
Ato am-poko utcw Andriamanitra hoe
Zanako ô, aza malain-kihaino ny marina
Fa sao ianao potraka ka tsisy yins mpanarina
Fa tononkira.serasera.org làlana iray no aoka hizorana
Dia ny zkoyxtps làlam-pahamarinana
I. Mitenena Tompo ô
Fa mihaino ny mpanomponao
Ekenay Andriamanitra ô
Izany antsonao izany
II. Vonona aho Tompo ô
Handray 'zay voalazanao
Hamirapiratra,
Ny voninahitrao
III. Raha mifoha maraina aho
Dia mahatsiaro ny anaranao
Voninahitra ho anao
Ry Tompo Andriamanitra ô
© Vetson'i Siona
Ato am-poko utcw Andriamanitra hoe
Zanako ô, aza malain-kihaino ny marina
Fa sao ianao potraka ka tsisy yins mpanarina
Fa tononkira.serasera.org làlana iray no aoka hizorana
Dia ny zkoyxtps làlam-pahamarinana
I. Mitenena Tompo ô
Fa mihaino ny mpanomponao
Ekenay Andriamanitra ô
Izany antsonao izany
II. Vonona aho Tompo ô
Handray 'zay voalazanao
Hamirapiratra,
Ny voninahitrao
III. Raha mifoha maraina aho
Dia mahatsiaro ny anaranao
Voninahitra ho anao
Ry Tompo Andriamanitra ô
© Vetson'i Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 910
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 13/10/2020 08:01
