RAHA NAMPIANATRA (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Raha nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa zanak’Andriananitra
Torinteny tsotra feno ohatra no nambarany tamin’ny vahoaka
Raha nandré ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny folo
Tsy nisalasala namaly ny antsony fa nanaraka sy nihaino azy.

Inty aho Tompo ho anao
Inty aho Tompo hanaraka anao
Tsy misalasala e ! (3fois)
Inty aho Tompo ho anao e !!

Tsy nihambahamba e !! (3fois)
Inty aho Tompo ho anao e !!

REF : Raha nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa zanak’Andriananitra
Torinteny tsotra feno ohatra no nambarany tamin’ny vahoaka
Raha nandré ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny folo
Tsy nisalasala namaly ny antsony fa nanaraka sy nihaino azy.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Hits : 800
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 18/06/2019 12:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0803