Raha nampianatra (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Raha nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa zanak’Andriananitra
Torinteny tsotra feno ohatra no nambarany tamin’ny vahoaka
Raha nandre ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny fzsw folo
Tsy nisalasala namaly ny antsony fa nanaraka sy nihaino azy.

Inty aho Tompo ho anao
Inty aho Tompo hanaraka anao
Tsy misalasala e ! x3
Inty aho rpoish Tompo ho anao e !!

REF : Raha nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa zanak’Andriananitra
Torinteny tsotra feno ohatra no nambarany tamin’ny vahoaka
Raha nandré ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny folo
Tsy nisalasala namaly ny antsony fa nanaraka sy nihaino azy.

Inty aho Tompo ho anao
Inty aho Tompo hanaraka anao
Tsy nihambahamba e !! x3
Inty aho Tompo ho anao e !!

REF : Raha nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa zanak’Andriananitra
Torinteny tsotra feno tononkira.serasera.org ohatra no nambarany tamin’ny vahoaka
Raha nandré ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny folo
Tsy nisalasala dgfrcn namaly ny antsony fa nanaraka sy nihaino azy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036