Ny zatovo vao miarina (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Ny zatovo vao miarina
Hamongatra ny fatorana
Lalana iray no stzoytw marina
azon'izy ireo izorana
Ref: Tsofy rano re ry Zanahary ô
Ny tokantranony, tononkira.serasera.org sy ny hoaviny
Mba tantano re r'Ilay Nahary ô
Ny diany s'ireo mpianakaviny
II. Efa natambatrao ho iray
Izy ireo ankehitriny
Hamasino iuxyl izy ireo ry Ray
Ny fanahiny tsy hanan-tsiny
III. Fantatray mazava loatra endrey
Ny teninao manambara hoe
Mitomboa ary miamaroa
Ny zpzc teninao anie ho maro mpankato
© Vetson'i Siona
Hamongatra ny fatorana
Lalana iray no stzoytw marina
azon'izy ireo izorana
Ref: Tsofy rano re ry Zanahary ô
Ny tokantranony, tononkira.serasera.org sy ny hoaviny
Mba tantano re r'Ilay Nahary ô
Ny diany s'ireo mpianakaviny
II. Efa natambatrao ho iray
Izy ireo ankehitriny
Hamasino iuxyl izy ireo ry Ray
Ny fanahiny tsy hanan-tsiny
III. Fantatray mazava loatra endrey
Ny teninao manambara hoe
Mitomboa ary miamaroa
Ny zpzc teninao anie ho maro mpankato
© Vetson'i Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1106
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 24/09/2020 18:12
