Ny zatovo vao miarina (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Ny zatovo vao miarina
Hamongatra ny fatorana
Lalana iray no marina
azon'izy ireo izorana

Ref: sthnblrp Tsofy zracn rano re ry fcvjdpba Zanahary ô
Ny tokantranony, sy ny hoaviny
Mba tantano re r'Ilay Nahary ô
Ny diany s'ireo mpianakaviny

II. Efa natambatrao ho iray
Izy ireo ankehitriny
Hamasino izy ireo ry Ray
Ny fanahiny tsy hanan-tsiny

III. Fantatray mazava loatra endrey
Ny teninao manambara hoe
Mitomboa ary miamaroa
Ny teninao anie ho tononkira.serasera.org maro mpankato

© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389