Sambatra ireo izay mitomany (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na mangidy sy mafaitra aza ny fiainany
Feno sedra, feno sakana ary fahoriana
Ireo esonao aza mba atao azy
REF : Fa sambatra ireo izay mitomany
Fa any tononkira.serasera.org aoriana wfrcb any,
Dia ho faly izy ireo, hiravo izy ireo.
2. Olombelona toa ahy, toa anao izy
Na maloto sy mahantra dia nltamypg tadidio
Fa tsy ny harenanao no hiakaranao any.
3. Tolory tanana aza ariana ireo namanao
Fa herezo omeo fitiavana dia hivavao
Fa tsy hanenenanao, ireo soa nataonao hgncuyq azy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1505
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 18/06/2019 12:29