Sambatra ireo izay mitomany (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na mangidy mcxcghk sy mafaitra aza ny fiainany
Feno sedra, feno sakana ary fahoriana
Ireo esonao aza mba atao azy

REF : Fa sambatra ireo izay mitomany
Fa any aoriana any,
Dia qvfcn ho faly izy ireo, hiravo izy ireo.

2. Olombelona toa ahy, toa anao izy
Na maloto sy rkzk mahantra dia tadidio
Fa tsy ny harenanao no hiakaranao any.

3. Tolory tanana aza ariana ireo namanao
Fa herezo omeo fitiavana tononkira.serasera.org dia hivavao
Fa tsy hanenenanao, ireo soa nataonao azy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299