Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misy ve ny tsy misy ? (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ve ny tsy misy ???
1. Raha tsy misy ve ny alahelo
Mandrotika sy mamelovelo
Tsy hivavaka gebqmxh aho Jesoa
2. Raha tsy misy ny adin-tsaina
Mandreraka ny fo sy ny saina
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: Marina sy lehibe ny fitiavanao
Ka notahianao hatrany ity tononkira.serasera.org zanakao Jesoa
3. Raha tsy misy ve ny hakiviana
Milanja ny hazofijaliana
Tsy hivavaka aho Jesoa
4. Raha tsy misy ve ny maha ory
Mampijaly, tsy ahitan-tory
Tsy bdtzsayx hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
5. Raha tsy misy ny manahirana
Tsy azo hialàna na idifirana
Tsy hivavaka aho Jesoa
6. Raha tsy misy ve ny ankaso
'Zay mampilatsa-dranomaso
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
7. Raha tsy misy ve fijaliana
Ranomaso, fitomaniana
Tsy hivavaka aho Jesoa
8. Raha tsy misy ve ny tsy misy
Mampalahelo, eny indrisy
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ending: Marina sy lehibe ny fitiavanao
Ka ny fahasoavanao hygbwt Jesoa no nahatoy izao ahy
1. Raha tsy misy ve ny alahelo
Mandrotika sy mamelovelo
Tsy hivavaka gebqmxh aho Jesoa
2. Raha tsy misy ny adin-tsaina
Mandreraka ny fo sy ny saina
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: Marina sy lehibe ny fitiavanao
Ka notahianao hatrany ity tononkira.serasera.org zanakao Jesoa
3. Raha tsy misy ve ny hakiviana
Milanja ny hazofijaliana
Tsy hivavaka aho Jesoa
4. Raha tsy misy ve ny maha ory
Mampijaly, tsy ahitan-tory
Tsy bdtzsayx hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
5. Raha tsy misy ny manahirana
Tsy azo hialàna na idifirana
Tsy hivavaka aho Jesoa
6. Raha tsy misy ve ny ankaso
'Zay mampilatsa-dranomaso
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
7. Raha tsy misy ve fijaliana
Ranomaso, fitomaniana
Tsy hivavaka aho Jesoa
8. Raha tsy misy ve ny tsy misy
Mampalahelo, eny indrisy
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ending: Marina sy lehibe ny fitiavanao
Ka ny fahasoavanao hygbwt Jesoa no nahatoy izao ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1192
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 24/09/2020 07:08
