Miandrandra famonjena (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref: tsy ho hainay takarina, eny sarotra fantarina,
ny lamina apetrakao eo @fiainanay.
fa dia mahagaga, toa mahatalanjona,
fa na ny omaly, anio ary ampitso,
dia ampisitrahanao anay tsy mendrika ny handray.

I.hifaly izahay, hanako ny hiranay,
mba ho fiderana anao, mpamonjy mahery
ataovy latsa-paka tononkira.serasera.org am-ponay, ho hain'ny firenen-drehetra,
fa ianao no mpanjaka tsy toha, miahy sy mitsimbina anay.

bridge1: tariho saina, bryqu fo sy fanahy ny vahoakanao,
izay manantena fandresena, matoky sy mitraka, miandrandra famonjena...

II.tsy mora ny manara-dia anao,
mihezaka mandeha @lala-marina,
fa mideza sy ety, malama sy mamingana,
manenjika anay ny ratsy, ka sahirana erì izahay.

bridge2: tsy ho htieodoc kivy anefa fa manana anao, hanoro sy hiady ny adinay,
koa manantena fandresena, matoky sy mitraka, miandrandra famonjena...

© ebqzxjq Vetson'i Siona 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0906