Miandrandra famonjena (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref: tsy ho hainay tononkira.serasera.org takarina, eny sarotra fantarina,
ny lamina apetrakao eo @fiainanay.
fa dia mahagaga, toa mahatalanjona,
fa scqdnuyt na ny omaly, anio ary ampitso,
dia ampisitrahanao anay tsy mendrika ny handray.
I.hifaly izahay, hanako sckfu ny hiranay,
mba ho fiderana anao, mpamonjy mahery
ataovy latsa-paka am-ponay, ho hain'ny firenen-drehetra,
fa ianao pyyurj no mpanjaka tsy toha, miahy sy mitsimbina anay.
bridge1: tariho saina, fo sy fanahy ny vahoakanao,
izay manantena fandresena, matoky sy mitraka, miandrandra famonjena...
II.tsy mora ny manara-dia anao,
mihezaka mandeha @lala-marina,
fa mideza sy ety, malama sy mamingana,
manenjika anay ny ratsy, ka sahirana erì izahay.
bridge2: tsy ho kivy anefa fa manana anao, hanoro sy hiady ny adinay,
koa manantena fandresena, matoky sy mitraka, miandrandra famonjena...
© Vetson'i Siona 2020

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 885
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 24/09/2020 07:07