Manolo-tena ho anao aho (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, tsy mendrika,
Ny hanonona ny anaranao aho,
Fa mitenena teny tokana,
Dia ho sitrana ny tononkira.serasera.org fanahiko,
Ny fanahiko !

Ity foko anie ka maniry mafy,
Ny hihaona aminao,
Manolo-tena xdkn ho anao aho,
Fantatro, eny tsapako,
'Reo nora hadisoana vitako,
Ifonako aminao tokoa,
Ifonako aminao uusqhoyz !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0749