Hiventeso tononkira vao (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mampatahotra ny tsy mpino
Ny anaranao ry Iaveh
Mampiorohoro ny mpanjaka ny voninahitrao
Ny dera tononkira.serasera.org sy ny laza, ho any aminao anie
Vavolombelon'ny finoana
Finoana Ianao
II. Ireo tafik'anjely
Mihoby anao lalandava
Hitondra anay ho any aminao hifanatri-tava
Ny hoby sy ny saotra ho any aminao anie
Vavolombelon'ny finoana
Finoana Ianao
Ref : xoymk Hiventeso tonon-kira vao
Yaveh Yaveh mpamonjy anao
Mahafinaritra laotra lhnca mantsy anie
Ny anaranao ry Tompo ô !
Lazalazao sy ambarao
Ka Yaveh irery no derao !
Hozana ! Aleloia !
Dera sy vcrydnkl laza Aleloia !
Ny anaranao ry Iaveh
Mampiorohoro ny mpanjaka ny voninahitrao
Ny dera tononkira.serasera.org sy ny laza, ho any aminao anie
Vavolombelon'ny finoana
Finoana Ianao
II. Ireo tafik'anjely
Mihoby anao lalandava
Hitondra anay ho any aminao hifanatri-tava
Ny hoby sy ny saotra ho any aminao anie
Vavolombelon'ny finoana
Finoana Ianao
Ref : xoymk Hiventeso tonon-kira vao
Yaveh Yaveh mpamonjy anao
Mahafinaritra laotra lhnca mantsy anie
Ny anaranao ry Tompo ô !
Lazalazao sy ambarao
Ka Yaveh irery no derao !
Hozana ! Aleloia !
Dera sy vcrydnkl laza Aleloia !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 791
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 02/10/2022 16:35
