Hira faneva zato taona Ekar Anosisoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref : Zato taona, zato taona ee - Ny Fiangonanay
Zato taona, zato taona ee - Nampifandray anay
Rehefa mibebakka ianao; Hamafiso ny ralahinao
Hisantarana 'lay paradisa; Fahasambarana tsy hita isa.

I - Faly sy ravo izahay ry Ray
Noho ireo soa noraisinay
Tamin'ny Fiangonanao antaonany maro hatramin'izao.

II - Koa indro 'zahay miara-mankalaza
Manolotra saotra ho fitanan-kaja
Ny Fo Masin'I Jesoa Mpiaro ny Ekar Anosisoa a...

III - Reo taona maro mbola hifandimby
Omeo anay sy ny fara-mandimby
Rotsao ny fahasoavanao mihavosa
Ny finoanay zay mbola osa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Vangy : 392
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 03/06/2022 21:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733