Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hira faneva zato taona Ekar Anosisoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref : Zato taona, zato taona ee - Ny Fiangonanay
Zato taona, zato taona ee - Nampifandray anay
Rehefa mibebakka ianao; Hamafiso ny ralahinao
Hisantarana 'lay paradisa; Fahasambarana tsy hita isa.
I - Faly tononkira.serasera.org sy ravo izahay ry Ray
sbnqvjqu Noho ireo soa noraisinay
mwydphft Tamin'ny Fiangonanao antaonany maro hatramin'izao.
II - Koa indro 'zahay miara-mankalaza
Manolotra saotra ho fitanan-kaja
Ny Fo Masin'I Jesoa Mpiaro ny Ekar qqkd Anosisoa a...
III - Reo taona maro mbola hifandimby
Omeo anay sy ny fara-mandimby
Rotsao ny fahasoavanao mihavosa
Ny finoanay zay mbola osa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 864
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 03/06/2022 21:23