Andriamanitra tsara loatra (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gamme : A
BPM : 108

Couplet 1
Rehefa reraka aho, Ianao no fiadanana,
Tsy mandao, tsy manary,
Na amin’ny andro maizina aza.
Teny mamy avy Aminao,
No hery mitondra jdnkzre ahy isanandro,
Misaotra Anao, Tompo ô,
Fa tsy manary ahy.

Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka aza aho, ry Tompo,
Ny tononkira.serasera.org tananao no manandratra ahy.

Couplet 2
Efa nandeha tamin’ny alina aho,
Nefa Ianao no jiro.
Ny foko raha niala taminao,
Fa Ianao mbola niandry eh …
Tompo ô, Ianao no loharano,
Ny fiainako manontolo Anao.

Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka aza, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra ahy.

Bridge
Aza esorinao aminay ny fitiavanao,
Fa Ianao no hery velona eh
Na aiza na aiza izahay,
Hira ho Anao mandrakizay !

Refrain fdue
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka aza aho, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra rnck ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465