You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Ray malala ô! (Antoko Mpihira MORIA)

Tsaroako  Ray ô! Tsaroako tokoa
Ny hadisoako natao taminao
Hitalahoako ny famindram-po
Ray malala ô! AviaTsiky dia ampy mihaino

Fa Kalvary no ahitako anio ny fitiavanao
Ary koa ny famindram-ponao
Hitalahoako ny famindram-po
Ray malala ô! Avia mihaino

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 1327
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 29/08/2014 23:25:41
ID : 6701

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo