You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

NOHO IREO (Antoko Mpihira MORIA)

fa na dia betsaka aza Ray o!!!
ny ahiahy adin-tsaina ho entin-janakao
omeo fo matoky ary mino Anao
mandram-pialan'ny fanahinay ety

fa toa takona aminay ny masoandrompiainanay
ranomaso sentosento lava izao
omeo fo matoky ary mino Anao
mandrm-pialan'ny fanahTsiky dia ampyinay ety

ekenay Ray o! ny fitivanao, ny halemenay
notafianao ny herinao tsitoha
fa ampy ho anay ny fahasoavanao
mandrampialan'ny fanahinay ety

hazavao ny taratrao ny haizina ao anatinay
ka soloy fo madio sy vaovao
tantano sy vimbino ko ny lalanay
mandram-paha tonga ary an-danitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 43
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nandrianina2
Tamin'ny : 13/08/2019 17:32:24
ID : 11968

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo