You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Jesoa hazomangako (Antoko Mpihira MORIA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihira-moria/jesoa-hazomangako

Velognay Variaky tratry toy
Andron'i Jesosy Tomposoa
La misignisigny ny aiko izao
Ndrôlo maro no mandrara anay
Tsy engako Jesoa ToTsiky dia ampymposoa

Ndrao maty eh! ndrao Velo
Jesoa Hazomangako

Ndreo Pasitera tsy miroro
Ampandroso antsika masikoro
Olo-iaby toy fa mandroso
Mimenara-tsika longoko ô!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 1222
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ericsmiler1
Tamin'ny : 30/08/2014 10:56:25
ID : 6707

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo