Safidiko (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrako Ray ô ny ho zanakao
Ho tia sy hankato ny didinao

Sitrako Jesoa ny ho tononkira.serasera.org toa Anao
Handia ny lalana nizoranao

Sitrako Fanahy ny ho tefenao
Ho tonga tempolinao masina

Ou ou ou ou
Tsy an-tery izany fa wyykepl mufvfk safidiko
tuefrkp

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302